Psalms 17:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mihidy ao anatin’ny taviny izy, teny miavonavona no aloaky ny vavany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tandremany tsy hidiran’ny indrafo ny fony, sady miloa-bava manao teny miavonavona izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy mba manana fo mangoraka izy, ary ny teniny feno avonavona.
Malagasy Bible 1865
Efa mihirim-belona izy; teny miavonavona no aloaky ny vavany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mihidy ao anatin’ny taviny izy, teny miavonavona no aloaky ny vavany.
malagasy
Efa mihirim-belona izy; teny miavonavona no aloaky ny vavany.