Psalms 17:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manara-dia anay sady manodidina anay izy ary mikendry ny hamotraka anay amin’ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tanahiny hodidininy hatrany izahay, tsikiloiny hatsingidiny amin’ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mitsongo dia ahy no ataony; ka indreo izy manodidina ahy sady mibandrina ahy fa te hamotraka ahy an-tany,
Malagasy Bible 1865
Manodidina anay amin'ny alehanay ankehitriny izy, Vandrininy hapotrany amin'ny tany izahay;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manara-dia anay sady manodidina anay izy ary mikendry ny hamotraka anay amin’ny tany.
malagasy
Manodidina anay amin'ny alehanay ankehitriny izy, Vandrininy hapotrany amin'ny tany izahay;[Na: Ahy]