Psalms 17:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fijery azy dia tahaka ny liona noana ta hamiravira, tahaka ny liona tanora mamitsaka ao am-pierena.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mova tsy ny liona lian-te-handrapaka izy, na ny liona tanora mamitsaka ao amin’ny kirihitr’alany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
toa liona mamitsaka am-pierena efa may ny hamiravira remby.
Malagasy Bible 1865
Ny fijery azy dia tahaka ny liona noana ta-hamiravira, sy tahaka ny liona tanora mamitsaka ao am-pierena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fijery azy dia tahaka ny liona noana ta hamiravira, tahaka ny liona tanora mamitsaka ao am-pierena.
malagasy
Ny fijery azy dia tahaka ny liona noana ta-hamiravira, sy tahaka ny liona tanora mamitsaka ao am-pierena.