Psalms 17:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitsangàna, TOMPO ô, sakano izy, aripaho izy! Vonjeo amin’ny sabatrao aho mba tsy ho azon’ny ratsy fanahy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mitsangàna, ry Iaveh, mirosoa hitsena azy, ka aripaho izy, ny sabatrao no aoka hanafaka ny fanahiko amin’ny ratsy fanahy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mirotsaha amin’izay Ianao, TOMPO ô, mba hanohitra sy handaboka azy; ny sabatrao re no anafaho ahy mba tsy ho azon’ny olon-dratsy aho.
Malagasy Bible 1865
Mitsangàna, Jehovah ô, sakano izy, aripaho izy; vonjeo amin'ny sabatrao ny fanahiko tsy ho azon'ny ratsy fanahy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitsangàna, TOMPO ô, sakano izy, aripaho izy! Vonjeo amin’ny sabatrao aho mba tsy ho azon’ny ratsy fanahy;
malagasy
Mitsangàna, Jehovah ô, sakano izy, aripaho izy; vonjeo amin'ny sabatrao ny fanahiko tsy ho azon'ny ratsy fanahy;