Psalms 17:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izaho kosa dia aoka hahita ny tavanao amin’ny fahamarinana; aoka ny endrikao no hahafapo ahy raha mifoha.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izaho kosa dia hibanjina ny Tavanao amin’ny tsy fananako tsiny; sy hiala liana mijery ny sarinao amin’ny fifohazako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa izaho kosa nomenao rariny, ka ho afaka hanatri-tava Anao; ary isaky ny mifoha aho, dia ho afa-po amin’ny endrikao.
Malagasy Bible 1865
Fa izaho kosa, dia aoka hahita ny tavanao amin'ny fahamarinana; aoka ny endrikao no hahafa-po ahy, raha mifoha.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izaho kosa dia aoka hahita ny tavanao amin’ny fahamarinana; aoka ny endrikao no hahafapo ahy raha mifoha.
malagasy
Fa izaho kosa, dia aoka hahita ny tavanao amin'ny fahamarinana; aoka ny endrikao no hahafa-po ahy, raha mifoha.