Psalms 17:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka hivoaka avy eo anatrehanao ny fitsarana ahy ka hijery marina ny masonao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hivoaka avy amin’ny Tavanao anie ny fitsarana ahy; hijery ny marina anie ny masonao!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy aminao no tokony hivoaka ny didim-pitsarana momba ahy, satria mahita ny hitsiny Ianao.
Malagasy Bible 1865
Hivoaka avy eo anatrehanao ny fitsarana ahy; ny masonao hijery marina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka hivoaka avy eo anatrehanao ny fitsarana ahy ka hijery marina ny masonao.
malagasy
Hivoaka avy eo anatrehanao ny fitsarana ahy; ny masonao hijery marina.