Psalms 17:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nizaha toetra ny foko Ianao sady namantatra ahy nony alina; nizaha toetra ahy Ianao nefa tsy nahita na inona na inona: Tsy naloaky ny vavako izay zavatra nosainiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianao efa nizaha toetra ny foko: namangy azy nony alina, nitsapa ahy tamin’ny memy, fa tsy mahita na inona na inona Ianao. Tsy mifanohitra amin’ny fisainako ny vavako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa nandinika ny foko Ianao, ary avy alina namotopototra ahy; nizaha sy nisedra ny toetrako Ianao fa tsy nahita n’inona n’inona hokianina. Tsy niteny ratsy
Malagasy Bible 1865
Nizaha toetra ny foko Hianao, namantatra ahy nony alina; nizaha toetra ahy tamin'ny memy Hianao, fa tsy nahita na inona na inona; ny vavako tsy hafa noho ny eritreritro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nizaha toetra ny foko Ianao sady namantatra ahy nony alina; nizaha toetra ahy Ianao nefa tsy nahita na inona na inona: Tsy naloaky ny vavako izay zavatra nosainiko.
malagasy
Nizaha toetra ny foko Hianao, namantatra ahy nony alina; nizaha toetra ahy tamin'ny memy Hianao, fa tsy nahita na inona na inona; ny vavako tsy hafa noho ny eritreritro. [Na: fa tsy nahita hevi-dratsy; Tsy ho diso ny vavako na: Mikasa tsy hampanota ny vavako aho]