Psalms 17:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny amin’ny asan’ny olona dia araka ny tenin’ny molotrao no nitandremako tsy ho amin’ny lalan’ny mpanao an-keriny;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny amin’ny asa fanaon’ny olona dia narahiko ny tenin’ny molotrao, ka nitandrin-tena tamin’ny lalan’ny mpanao an-keriny aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
toy ny ataon’ny olona aho fa ny baiko voalazanao no hany notandremako. Ny sori-dalan’ny didinao
Malagasy Bible 1865
Ny amin'ny asan'ny olona, dia ny tenin'ny molotrao no nitandremako tsy ho amin'ny lalan'ny mpanao an-keriny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny amin’ny asan’ny olona dia araka ny tenin’ny molotrao no nitandremako tsy ho amin’ny lalan’ny mpanao an-keriny;
malagasy
Ny amin'ny asan'ny olona, dia ny tenin'ny molotrao no nitandremako tsy ho amin'ny lalan'ny mpanao an-keriny.