Psalms 17:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mafy orina eo amin’ny lalanao ny diako, tsy solafaka ny tongotro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nifikitra tao amin’ny lalanao ny diako; ary tsy mba nangozohozo ny tongotro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
no nifikiran’ny diako; ny tongotro tsy mba nivoana hiala amin’ireo soritrao.
Malagasy Bible 1865
Ny diako maharitra eo amin'ny lalanao, tsy solafaka ny tongotro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mafy orina eo amin’ny lalanao ny diako, tsy solafaka ny tongotro.
malagasy
Ny diako maharitra eo amin'ny lalanao, tsy solafaka ny tongotro.