Psalms 17:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miantso Anao aho satria mamaly ahy Ianao, Andriamanitra ô. Atongilano amiko ny sofinao ka henoy ny teniko!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Miantso Anao aho, fa mamaly ahy Ianao, ry Andriamanitra; atongilano amiko ny sofinao, ka henoy ny fangatahako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa miantso Anao aho, Andriamanitra ô, satria mamaly vavaka Ianao. Aoka mba hanongilan-tsofina amiko Ianao handrenesanao izay lazaiko!
Malagasy Bible 1865
Izaho miantso Anao, ka mamaly ahy Hianao, Andriamanitra ô; atongilano amiko ny sofinao, ka henoy ny teniko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miantso Anao aho satria mamaly ahy Ianao, Andriamanitra ô. Atongilano amiko ny sofinao ka henoy ny teniko!
malagasy
Izaho miantso Anao, ka mamaly ahy Hianao, Andriamanitra ô; atongilano amiko ny sofinao, ka henoy ny teniko.