Psalms 17:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ataovy mahagaga ny famindramponao, Ianao izay mamonjy amin’ny tananao ankavanana ny olona mialoka Aminao mba tsy hahazoan’ny fahavalo azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Asehoy ny hatsaram-ponao, Ianao izay mamonjy ny mifefy ao amin’ny tananao ankavanana, tsy ho azon’ny fahavalony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Asehoy ahy ny fitiavanao mahagaga, dia Ianao Izay mpamonjy amin’ny mpampahory ho an’ireo mialoka eo ankavananao.
Malagasy Bible 1865
Ataovy mahagaga ny famindram-ponao, ry Mpamonjy amin'ny tananao ankavanana izay olona mialoka aminao, mba tsy ho azon'ny fahavalo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ataovy mahagaga ny famindramponao, Ianao izay mamonjy amin’ny tananao ankavanana ny olona mialoka Aminao mba tsy hahazoan’ny fahavalo azy.
malagasy
Ataovy mahagaga ny famindram-ponao, ry Mpamonjy amin'ny tananao ankavanana izay olona mialoka aminao, mba tsy ho azon'ny fahavalo.