Psalms 17:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Arovy tahaka ny anakandriamaso aho, afeno ao ambanin’ny aloky ny elatrao
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tandremo tahaka ny anakandriamaso aho; afeno eo ambanin’ny aloky ny elatrao aho,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tandremo toy ny anakandriamaso aho ka afeno sy arovy eo ambany elatrao
Malagasy Bible 1865
Arovy tahaka ny anakandriamaso aho, afeno ao ambanin'ny aloky ny elatrao,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Arovy tahaka ny anakandriamaso aho, afeno ao ambanin’ny aloky ny elatrao
malagasy
Arovy tahaka ny anakandriamaso aho, afeno ao ambanin'ny aloky ny elatrao,