Psalms 17:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba tsy ho azon’ny ratsy fanahy izay mampahory ahy, dia ny fahavaloko masiaka izay manodidina ahy:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
tsy ho azo enjehin’ny tsy mpivavaka, sy ny fahavalo tsy tia velona manodidina ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mba tsy ho azon’ny olon-dratsy izay mampahory ahy tokoa, dia ireo fahavalo romotra tonga manemitra ahy.
Malagasy Bible 1865
Mba tsy ho azon'ny ratsy fanahy izay mampahory ahy, dia ny fahavaloko masiaka, izay manodidina ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba tsy ho azon’ny ratsy fanahy izay mampahory ahy, dia ny fahavaloko masiaka izay manodidina ahy:
malagasy
Mba tsy ho azon'ny ratsy fanahy izay mampahory ahy, dia ny fahavaloko masiaka, izay manodidina ahy.