Psalms 18:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nitaingina kerobima Izy ka nanidina; eny, nanidina haingana tamin’ny elatry ny rivotra Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Naletsiny ny lanitra dia nidina Izy; rahona matevina no teo ambanin’ny tongony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nampiondrika ny lanitra ny Tompo ka nidina; rahona matevina no teo ambany tongony,
Malagasy Bible 1865
Dia nitaingina kerobima Izy ka nanidina; eny, nanidina faingana tamin'ny ela-drivotra Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nitaingina kerobima* Izy ka nanidina; eny, nanidina haingana tamin’ny elatry ny rivotra Izy.
malagasy
Dia nitaingina kerobima Izy ka nanidina; eny, nanidina faingana tamin'ny ela-drivotra Izy.