Psalms 18:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanao ny maizina ho fiereny sy ho tranony manodidina Azy Izy, dia rano lalina ngalingaly sy rahona matevina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nitaingina Kerobima Izy dia nanidina; nanidina nisononoka teo ambonin’ny ela-drivotra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka toy ny kerobima nitaingenany izany; dia nanidina sy nisosa Izy nahevahevan’ireo elatry ny rivotra.
Malagasy Bible 1865
Efa nanao ny maizina ho fiereny sy tranony manodidina Azy Izy, dia rahona ngalingaly rahona matevina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanao ny maizina ho fiereny sy ho tranony manodidina Azy Izy, dia rano lalina ngalingaly sy rahona matevina.
malagasy
Efa nanao ny maizina ho fiereny sy tranony manodidina Azy Izy, dia rahona ngalingaly rahona matevina.[Heb: aizin-drano]