Psalms 18:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary teo amin’ny famirapiratana teo anoloany dia nandalo ny rahony matevina, ny havandra sy ny vainafo koa!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny haizina no nataony fitoerany mangingina, ny lainy manodidina Azy dia rano maizina sy rahona manjombona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tao anaty raho-mainty Izy no niafina ka voahodidina rahona matevina izay ngalingaly toa rano lalina.
Malagasy Bible 1865
Ary teo amin'ny famirapiratana teo anatrehany dia nandalo ny rahony matevina havandra sy vainafo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary teo amin’ny famirapiratana teo anoloany dia nandalo ny rahony matevina, ny havandra sy ny vainafo koa!
malagasy
Ary teo amin'ny famirapiratana teo anatrehany dia nandalo ny rahony matevina havandra sy vainafo.