Psalms 18:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nampikotroka tany an-danitra NY TOMPO, niloa-peo tamin’ny havandra sy ny vainafo ny Avo Indrindra
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niantoraka avy amin’ny fahazavana nialoha Azy ny rahona izay nitondra havandra mbamin’ny vainafo mivaivay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manoloana Azy nisy hazavam-be ary koa rahona nandalo nifanesy niteraka havandra sy afo mitselatra.
Malagasy Bible 1865
Dia nampikotroka tany an-danitra Jehovah, ny Avo Indrindra niloa-peo. Havandra sy vainafo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nampikotroka tany an-danitra NY TOMPO, niloa-peo tamin’ny havandra sy ny vainafo ny Avo Indrindra
malagasy
Dia nampikotroka tany an-danitra Jehovah, ny Avo Indrindra niloa-peo. Havandra sy vainafo.