Psalms 18:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandefa ny zana-tsipìkany Izy ka nampiely ny fahavaloko ary nampandeha tselatra be ka nampifanaritaka azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nampikotrokotroka tany an-danitra i Iaveh, nampanakoako ny feony ny Avo indrindra; dia nisy havandra mbamin’ny vainafo mivaivay!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tany an-danitra ny TOMPO Avo Indrindra no nampitalakotroka ny varatra sy nampanakoako izany feony;
Malagasy Bible 1865
Dia nandefa ny zana-tsipìkany Izy ka nampiely ny fahavaloko. Ary nampandeha helatra be ka nampifanaritaka azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandefa ny zana-tsipìkany Izy ka nampiely ny fahavaloko ary nampandeha tselatra be ka nampifanaritaka azy.
malagasy
Dia nandefa ny zana-tsipìkany Izy ka nampiely ny fahavaloko. Ary nampandeha helatra be ka nampifanaritaka azy.