Psalms 18:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niseho ny masondrano ary afa-tsarona ny fanambanin’ny tany noho ny teny mafy nataonao, TOMPO ô, noho ny fifofofofon’ny fofonain’ny vavoronao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nandefa ny zana-tsipìkany Izy ka nampiely azy ireo; nataony maro ny varany, ka nampifanaritaka an’ireny Izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
nalefany ny tselatra ka nipariaka toy ny zana-tsipîka nifanaretsaka.
Malagasy Bible 1865
Dia hita ny mason-drano, ary niseho ny fanambanin'ny tany noho ny teny mafy nataonao, Jehovah ô, noho ny fifofofofon'ny fofonain'ny vavoronao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niseho ny masondrano ary afa-tsarona ny fanambanin’ny tany noho ny teny mafy nataonao, TOMPO ô, noho ny fifofofofon’ny fofonain’ny vavoronao.
malagasy
Dia hita ny mason-drano, ary niseho ny fanambanin'ny tany noho ny teny mafy nataonao, Jehovah ô, noho ny fifofofofon'ny fofonain'ny vavoronao.