Psalms 18:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanatsotra ny tanany avy tany ambony Izy ka nandray ahy, nanintona ahy niala tamin’ny ranobe Izy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niseho tamin’izay ny mason-drano, niposaka ny fanambanin’ny tany, noho ny teny mafy nataonao, ry Iaveh, sy noho ny fifofofofon’ny rivotra ny vavoronao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho ny fandrahonan’ny TOMPO sy fifofofofon’ny fahatezerany, dia niseho ny fanambanin’ny ranomasimbe, niharihary ny fanorenan’izao tontolo izao.
Malagasy Bible 1865
Naninjitra ny tanany avy tany ambony Izy ka nandray ahy; nanintona ahy niala tamin'ny rano be Izy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanatsotra ny tanany avy tany ambony Izy ka nandray ahy, nanintona ahy niala tamin’ny ranobe Izy;
malagasy
Naninjitra ny tanany avy tany ambony Izy ka nandray ahy; nanintona ahy niala tamin'ny rano be Izy;