Psalms 18:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
nanafaka ahy tamin’ny fahavaloko mahery sy tamin’izay nankahala ahy Izy satria mahery noho izaho ireny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Naninjitra ny tanany avy any ambony Izy nandray ahy, nisarika ahy avy tamin’ny rano be Izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eny an-danitra ambony Izy no naninji-tanana handray ahy sy nisintona ahy hiala tamin-dranobe;
Malagasy Bible 1865
Namonjy ahy tamin'ny fahavaloko mahery Izy sy tamin'izay nankahala ahy, satria tsy leoko ireny
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
nanafaka ahy tamin’ny fahavaloko mahery sy tamin’izay nankahala ahy Izy satria mahery noho izaho ireny.
malagasy
Namonjy ahy tamin'ny fahavaloko mahery Izy sy tamin'izay nankahala ahy, satria tsy leoko ireny