Psalms 18:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nitondra ahy ho any amin’ny malalaka Izy; nanafaka ahy Izy satria tiany aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nosovohin’ireny aho tamin’ny andron’ny fahoriako, fa i Iaveh kosa no mpanohana ahy tamin’izay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny androm-pahoriako no nanafika ahy ireo nefa tonga ny TOMPO ka nanohana ahy;
Malagasy Bible 1865
Dia nitondra ahy ho any amin'ny malalaka Izy; namonjy ahy Izy, satria tiany aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nitondra ahy ho any amin’ny malalaka Izy; nanafaka ahy Izy satria tiany aho.
malagasy
Dia nitondra ahy ho any amin'ny malalaka Izy; namonjy ahy Izy, satria tiany aho.