Psalms 18:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanisy soa ahy araka ny fahamarinako NY TOMPO; araka ny fahadiovan’ny tanako no namaliany ahy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nataony amin’ny malalaka aho, novonjeny aho satria nankasitrahany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
navoakany ho eo an-kalalahana aho ary nafahany satria tena tiany.
Malagasy Bible 1865
Nanisy soa ahy araka ny fahamarinako Jehovah; araka ny fahadiovan'ny tanako no namaliany ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanisy soa ahy araka ny fahamarinako NY TOMPO; araka ny fahadiovan’ny tanako no namaliany ahy;
malagasy
Nanisy soa ahy araka ny fahamarinako Jehovah; araka ny fahadiovan'ny tanako no namaliany ahy.