Psalms 18:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa nitandrina ny lalan’NY TOMPO aho ary tsy mba nanao ratsy hanalavirana an’Andriamanitro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Novalian’i Iaveh aho araka ny fahamarinako, novaliany araka ny fahadiovan’ny tanako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Soa no ataon’ny TOMPO amiko satria marina aho; izany no avaliny ahy satria madio ny toetrako,
Malagasy Bible 1865
Fa nitandrina ny lalan'i Jehovah aho, ka tsy mba nanao ratsy hialana tamin'Andriamanitro;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa nitandrina ny lalan’NY TOMPO aho ary tsy mba nanao ratsy hanalavirana an’Andriamanitro.
malagasy
Fa nitandrina ny lalan'i Jehovah aho, ka tsy mba nanao ratsy hialana tamin'Andriamanitro;