Psalms 18:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fitsipiny rehetra dia teo anatrehako ary ny lalànany dia tsy mba nampialaiko tamiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa nanaraka ny lalàn’i Iaveh aho, ary tsy mba nanota hialako tamin’ny Andriamanitro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa voatandriko ny làlan’ny TOMPO ary tsy ivadihako ilay Andriamanitro;
Malagasy Bible 1865
Ny fitsipiny rehetra dia teo anatrehako, ary ny lalàny tsy mba nampialaiko tamiko;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fitsipiny rehetra dia teo anatrehako ary ny lalànany dia tsy mba nampialaiko tamiko.
malagasy
Ny fitsipiny rehetra dia teo anatrehako, ary ny lalàny tsy mba nampialaiko tamiko;