Psalms 18:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy nanan-tsiny Taminy aho sady niaro tena tsy ho azon’ny fahotana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fitsaràny rehetra dia teo anatrehako, ny lalàny koa tsy nariako lavitra ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ankatoaviko avokoa ny fitsipiny ary tsy mba ialako ireo didiny.
Malagasy Bible 1865
Tsy nanan-tsiny taminy aho sady niaro tena tsy ho azon'ny fahotako;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy nanan-tsiny Taminy aho sady niaro tena tsy ho azon’ny fahotana.
malagasy
Tsy nanan-tsiny taminy aho sady niaro tena tsy ho azon'ny fahotako;