Psalms 18:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa namaly ahy araka ny fahamarinako NY TOMPO, araka ny fahadiovan’ny tanako teo imasony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy nanan-tsiny taminy aho; ary nitandrin-tena tamin’ny haratsiako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa tsy manan-tsiny aminy aho fa nitandrin-tena tsy ho diso.
Malagasy Bible 1865
Koa namaly ahy araka ny fahamarinako Jehovah, dia araka ny fahadiovan'ny tanako teo imasony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa namaly ahy araka ny fahamarinako NY TOMPO, araka ny fahadiovan’ny tanako teo imasony.
malagasy
Koa namaly ahy araka ny fahamarinako Jehovah, dia araka ny fahadiovan'ny tanako teo imasony.