Psalms 18:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’ny olona mahatoky no isehoanao fa mahatoky, amin’ny tena olona marina no isehoanao fa marina,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa namaly ahy araka ny fahamarinako i Iaveh, araka ny hadiovan’ny tanako teo imasony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, soa tokoa no navalin’ny TOMPO ahy satria marina aho sy hitany madio toetra.
Malagasy Bible 1865
Ny olona tsara no isehoanao fa tsara; ny tena olo-marina no isehoanao fa marina;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’ny olona mahatoky no isehoanao fa mahatoky, amin’ny tena olona marina no isehoanao fa marina,
malagasy
Ny olona tsara no isehoanao fa tsara; ny tena olo-marina no isehoanao fa marina;