Psalms 18:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
amin’ny olona madio no isehoanao fa madio ary amin’ny mpiolakolaka kosa no isehoanao fa lalin-tsaina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Miseho ho tsara Ianao amin’izay tsara; miseho ho marina Ianao amin’izay marina;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tompo ô, mahatoky Ianao amin’izay matoky Anao; tsy manan-tsiny koa Ianao amin’izay tsy manan-tsiny;
Malagasy Bible 1865
Ny madio no isehoanao fa madio; ary ny mpiolakolaka kosa no isehoanao fa lalin-tsaina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
amin’ny olona madio no isehoanao fa madio ary amin’ny mpiolakolaka kosa no isehoanao fa lalin-tsaina.
malagasy
Ny madio no isehoanao fa madio; ary ny mpiolakolaka kosa no isehoanao fa lalin-tsaina. [Heb: miolakolaka]