Psalms 18:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Ianao no mamonjy ny olona ory ary ny mason’ny mpianjonanjona kosa dia aetrinao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
miseho ho madio Ianao amin’izay madio, fa amin’izay manao an-kafetsena dia anaovanao an-kafetsena koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Madio Ianao amin’izay madio, miolakolaka kosa amin’izay mpiolikolika.
Malagasy Bible 1865
Fa Hianao mamonjy ny olona ory; ary ny maso miandranandrana kosa aetrinao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Ianao no mamonjy ny olona ory ary ny mason’ny mpianjonanjona kosa dia aetrinao.
malagasy
Fa Hianao mamonjy ny olona ory; ary ny maso miandranandrana kosa aetrinao.