Psalms 18:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Ianao no mampirehitra ny jiroko; NY TOMPO Andriamanitro no mampahazava ny fahamaizinako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny vahoaka voaetry, vonjenao, ary ny misolanandrana kosa aetrinao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianao mihitsy no mamonjy ny vahoaka ory, fa mampitanondrika an’ireo mpiavonavona.
Malagasy Bible 1865
Fa Hianao mampirehitra ny jiroko; Jehovah Andriamanitro no mampahazava ny fahamaizinako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Ianao no mampirehitra ny jiroko; NY TOMPO Andriamanitro no mampahazava ny fahamaizinako.
malagasy
Fa Hianao mampirehitra ny jiroko; Jehovah Andriamanitro no mampahazava ny fahamaizinako.