Psalms 18:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Ianao no ahazoako mihazakazaka hamely ny miaramila iray toko ary Andriamanitro no ahazoako mitsambikina mihoatra ny manda.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Eny, Ianao no mampirehitra ny faniloko; i Iaveh Andriamanitro no manazava ny haiziko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
TOMPO Andriamanitro ô, jiro mirehitra ho ahy Ianao ka manazava izany haiziko.
Malagasy Bible 1865
Fa Hianao no ahazoako mitsarapaka hamely ny miaramila iray toko; ary Andriamanitro no ahazoako mitsambikina mihoatra ny manda.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Ianao no ahazoako mihazakazaka hamely ny miaramila iray toko ary Andriamanitro no ahazoako mitsambikina mihoatra ny manda.
malagasy
Fa Hianao no ahazoako mitsarapaka hamely ny miaramila iray toko; ary Andriamanitro no ahazoako mitsambikina mihoatra ny manda.