Psalms 18:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miantso fiderana NY TOMPO aho dia vonjena ho afaka amin’ny fahavaloko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iaveh, harambatoko, mandako, mpanafaka ahy, Andriamanitro, vatolampiko izay hahitako fialofana, ampingako, tandro-pamonjena ahy, trano mimandako!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny TOMPO no harambato fierena azo antoka ho ahy. Izy no Andriamanitro sy vatolampy ialofako, ampinga fiarovana sy mpamonjy mahery ho ahy.
Malagasy Bible 1865
Miantso an'i Jehovah izay mendrika hoderaina aho, ka dia vonjena ho afaka amin'ny fahavaloko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miantso fiderana NY TOMPO aho dia vonjena ho afaka amin’ny fahavaloko.
malagasy
Miantso an'i Jehovah izay mendrika hoderaina aho, ka dia vonjena ho afaka amin'ny fahavaloko.