Psalms 18:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa iza no Andriamanitra afa-tsy NY TOMPO? Iza no Vatolampy afa-tsy Andriamanitsika?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Andriamanitra... lavorary ny lalany; azo antoka ny tenin’i Iaveh, ampinga Izy ho an’izay rehetra mifefy aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mpitarika tonga lafatra Andriamanitra; azo antoka ny torohevitra omen’ny TOMPO. Toy ny ampinga fiarovana Izy ho an’izay rehetra mialoka aminy.
Malagasy Bible 1865
Fa iza no Andriamanitra afa-tsy Jehovah? ary iza no vatolampy afa-tsy Andriamanitsika?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa iza no Andriamanitra afa-tsy NY TOMPO? Iza no Vatolampy afa-tsy Andriamanitsika?
malagasy
Fa iza no Andriamanitra afa-tsy Jehovah? ary iza no vatolampy afa-tsy Andriamanitsika?