Psalms 18:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany Andriamanitra izany no mampisikina hery ahy ka tsy mampanan-tsiny ny alehako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa iza moa no Andriamanitra afa-tsy i Iaveh ihany? ary zovy no vatolampy afa-tsy ny Andriamanitsika?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa iza moa no Andriamanitra afa-tsy ny TOMPO ihany? Ary iza no vatolampy ho anay afa-tsy ilay Andriamanitray?
Malagasy Bible 1865
Izany Andriamanitra izany no mampisikina hery ahy sy manamarina ny alehako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany Andriamanitra izany no mampisikina hery ahy ka tsy mampanan-tsiny ny alehako.
malagasy
Izany Andriamanitra izany no mampisikina hery ahy sy manamarina ny alehako.