Psalms 18:33 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manao ny tongotro ho tahaka ny an’ny dieravavy Izy ka mampitoetra ahy eo amin’ny havoana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia ilay Andriamanitra mampisikina hery ahy, mandavorary ny lalako,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izy no manome hery ahy sy mampahomby izay ataoko;
Malagasy Bible 1865
Manao ny tongotro ho tahaka ny an'ny dieravavy Izy ka mampitoetra ahy eo amin'ny fitoerako avo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manao ny tongotro ho tahaka ny an’ny dieravavy Izy ka mampitoetra ahy eo amin’ny havoana.
malagasy
Manao ny tongotro ho tahaka ny an'ny dieravavy Izy ka mampitoetra ahy eo amin'ny fitoerako avo.