Psalms 18:34 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mampianatra ny tanako hiady Izy ka mahay manenjana ny tsipìka varahina ny sandriko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mampanahaka ny tongotro amin’ny an’ny serfa vavy, mampijoro ahy any amin’ny fitoerako avo;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ataony kinga toy ny gazela aho ary ajorony amin’ny toerana avo;
Malagasy Bible 1865
Mampianatra ny tanako hiady Izy, ka mahahenjana tsipìka varahina ny sandriko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mampianatra ny tanako hiady Izy ka mahay manenjana ny tsipìka varahina ny sandriko.
malagasy
Mampianatra ny tanako hiady Izy, ka mahahenjana tsipìka varahina ny sandriko.