Psalms 18:35 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manome ahy ny ampingan’ny famonjenao Ianao; ny tananao ankavanana no manohana ahy ary ny fahamoram-panahinao no mahalehibe ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mampianatra ny tanako hiady Izy, ka ny sandriko manenjana tsipìka varahina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izy no manofana ahy ho havanana amin’ny ady ka ahaizako manenjana tsipîka varahina.
Malagasy Bible 1865
Omenao ahy ny ampingan'ny famonjenao; ny tananao ankavanana no manohana ahy, ary ny fahamoram-panahinao no mahalehibe ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manome ahy ny ampingan’ny famonjenao Ianao; ny tananao ankavanana no manohana ahy ary ny fahamoram-panahinao no mahalehibe ahy.
malagasy
Omenao ahy ny ampingan'ny famonjenao; ny tananao ankavanana no manohana ahy, ary ny fahamoram-panahinao no mahalehibe ahy.