Psalms 18:36 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Halalahinao ny lalana hodiaviko ka tsy mangovitra ny hato-tongotro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny ampingan’ny famonjenao nomenao ahy; ny tananao ankavanana manohana ahy; ary ny hamoram-ponao no mahalehibe ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny tananao ankavanana no manohana ahy, Tompo ô; toy ny ampingako Ianao ka miaro sy mamonjy ahy; mamaly ny antsoko Ianao ary koa manandratra ahy.
Malagasy Bible 1865
Halalahinao ny lalana hodiaviko, ka tsy mangovitra ny hato-tongotro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Halalahinao ny lalana hodiaviko ka tsy mangovitra ny hato-tongotro.
malagasy
Halalahinao ny lalana hodiaviko, ka tsy mangovitra ny hato-tongotro.