Psalms 18:37 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manenjika ny fahavaloko aho ka mahatratra azy; tsy miverina aho raha tsy mahalany ritra azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manalalaka ny dian-tongotro eo ambaniko Ianao, ka tsy mangozohozo ny tongotro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ataonao faingam-pandeha kokoa aho, nefa ny hato-tongotro tsy hangozohozo.
Malagasy Bible 1865
Manenjika ny fahavaloko aho ka mahatratra azy; ary tsy mba miverina aho mandra-pahalàny ritrany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manenjika ny fahavaloko aho ka mahatratra azy; tsy miverina aho raha tsy mahalany ritra azy.
malagasy
Manenjika ny fahavaloko aho ka mahatratra azy; ary tsy mba miverina aho mandra-pahalàny ritrany.