Psalms 18:38 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mamely mafy azy aho ka tsy afa-mitsangana izy; lavo eo ambanin’ny tongotro izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manenjika ny fahavaloko aho, ka mahatratra azy, ary tsy miverina aho, raha tsy efa nataoko lany ritra ireny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manenji-pahavalo aho ka mahatratra azy, ary tsy miverina raha tsy efa ringako izy.
Malagasy Bible 1865
Mamely mafy azy aho, ka tsy mahaleo izy; lavo eo ambanin'ny tongotro izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mamely mafy azy aho ka tsy afa-mitsangana izy; lavo eo ambanin’ny tongotro izy.
malagasy
Mamely mafy azy aho, ka tsy mahaleo izy; lavo eo ambanin'ny tongotro izy.