Psalms 18:39 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mampisikina ahy hery hoenti-miady Ianao, alefitrao ho ambaniko izay mitsangana hamely ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Atontako izy, dia tsy afa-mifongatra dia lavo ao ambanin’ny tongotro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Montsaniko ireo ka tsy tafarina ary dia mitsitra ambany tongotro.
Malagasy Bible 1865
Hianao mampisikina ahy hery hiady; aripakao ho ambaniko izay mitsangana hamely ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mampisikina ahy hery hoenti-miady Ianao, alefitrao ho ambaniko izay mitsangana hamely ahy.
malagasy
Hianao mampisikina ahy hery hiady; aripakao ho ambaniko izay mitsangana hamely ahy.