Psalms 18:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nihodidina tamiko ny famatoran’ny fahafatesana ary nampahatahotra ahy ny riaky ny fahalevonana;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niantso an’izay mendrika hoderaina, an’i Iaveh, aho, dia voavonjy tamin’ny fahavaloko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoderaina anie ny TOMPO! Fa niantso Azy aho, dia voavonjy ho afaka amin’ny fahavaloko.
Malagasy Bible 1865
Nihodidina tamiko ny famatoram-pahafatesana, ary ny riaky ny faharatsiana nampahatahotra ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nihodidina tamiko ny famatoran’ny fahafatesana ary nampahatahotra ahy ny riaky ny fahalevonana;
malagasy
Nihodidina tamiko ny famatoram-pahafatesana, ary ny riaky ny faharatsiana nampahatahotra ahy.