Psalms 18:40 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ataonao miamboho ahy ny fahavaloko ka aringako izay mankahala ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mampisikina hery ahy ho amin’ny ady Ianao, folahinao ao ambaniko ny rafilahiko rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Omenao hery hoenti-miady tokoa aho, ka adabokao ho ambaniko ny mpamely ahy.
Malagasy Bible 1865
Ary ataonao miamboho ahy ny fahavaloko; ka aringako izay mankahala ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ataonao miamboho ahy ny fahavaloko ka aringako izay mankahala ahy.
malagasy
Ary ataonao miamboho ahy ny fahavaloko; ka aringako izay mankahala ahy.