Psalms 18:41 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitaraina izy nefa tsy misy mpamonjy. Miantso NY TOMPO izy nefa tsy mamaly azy Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ireo fahavaloko... Ataonao miamboho ahy izy ireo; ka aringako izay mankahala ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ataonao mandositra ahy ny fahavaloko ary aringako ireo mpankahala ahy.
Malagasy Bible 1865
Mitaraina izy, fa tsy misy mpamonjy, dia amin'i Jehovah, fa tsy mamaly azy Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitaraina izy nefa tsy misy mpamonjy. Miantso NY TOMPO izy nefa tsy mamaly azy Izy.
malagasy
Mitaraina izy, fa tsy misy mpamonjy, dia amin'i Jehovah, fa tsy mamaly azy Izy.