Psalms 18:42 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Torotoroiko madinika tahaka ny vovoka entin’ny rivotra izy; tahaka ny fanary fotaka eny an-dalambe no fanariako azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mitaraina ireny fa tsy misy mpamonjy; miantso an’i Iaveh fa tsy valiany akory.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miantsoantso izy fa tsy misy mamonjy; ny TOMPO no antsoiny fa tsy mamaly azy.
Malagasy Bible 1865
Torotoroiko madinika tahaka ny vovoka entin'ny rivotra izy; Tahaka ny fanary fotaka eny an-dalambe no fanariko azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Torotoroiko madinika tahaka ny vovoka entin’ny rivotra izy; tahaka ny fanary fotaka eny an-dalambe no fanariako azy.
malagasy
Torotoroiko madinika tahaka ny vovoka entin'ny rivotra izy; Tahaka ny fanary fotaka eny an-dalambe no fanariko azy.