Psalms 18:43 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mamonjy ahy amin’ny fifandiran’ny olona Ianao ary manandratra ahy ho lehiben’ny firenen-tsamihafa; ny firenena tsy fantatro aza dia manompo ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Torotoroiko tahaka ny vovoka entin’ny rivotra izy; ary ataoko mafafa tahaka ny fotaka eny an-dalam-be.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kosehiko toa vovoka entin-drivotra ireny; hoseko toy ny fotaka eny an-dalam-be.
Malagasy Bible 1865
Mamonjy ahy amin'ny fifanoheran'ny olona Hianao. Sy manandratra ahy ho lohan'ny firenen-tsamy hafa; ny firenena tsy fantatro aza dia manompo ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mamonjy ahy amin’ny fifandiran’ny olona Ianao ary manandratra ahy ho lehiben’ny firenen-tsamihafa; ny firenena tsy fantatro aza dia manompo ahy.
malagasy
Mamonjy ahy amin'ny fifanoheran'ny olona Hianao. Sy manandratra ahy ho lohan'ny firenen-tsamy hafa; ny firenena tsy fantatro aza dia manompo ahy.