Psalms 18:44 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha vao mahare ny lazako izy dia manoa ahy; mikoy ahy ny hafa firenena;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manafaka ahy amin’ny fikomian’ny vahoaka Ianao, sady manandratra ahy ho lohan’ny firenen-tsamihafa; vahoaka tsy fantatro avy no manompo ahy koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Afahanao amin’ny vahoaka mpikomy aho ary apetrakao ho filohan’ireo firenena; ka olona tsy fantatro akory no indreo manjary manompo ahy.
Malagasy Bible 1865
Raha vao mahare ny lazako fotsiny ihany aza izy, dia manoa ahy; Ny hafa firenena mikoy ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha vao mahare ny lazako izy dia manoa ahy; mikoy ahy ny hafa firenena;
malagasy
Raha vao mahare ny lazako fotsiny ihany aza izy, dia manoa ahy; Ny hafa firenena mikoy ahy. [Na: Ny olona re laza ihany aza, dia hafa firenena, mikoy ahy]