Psalms 18:45 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mihaketraka ny hafa firenena ka miala amin-kovitra avy ao amin’ny fiarovany mafy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vao nandre Izy dia manoa ahy; ny zanaky ny hafa firenena dia mandoka ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Teny kely no ataoko, dia ekeny aho; vahiny no tonga mila sitraka amiko.
Malagasy Bible 1865
Ny hafa firenena dia mihaketraka, ka miala amin-kovitra avy ao amin'ny fiarovany mafy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mihaketraka ny hafa firenena ka miala amin-kovitra avy ao amin’ny fiarovany mafy.
malagasy
Ny hafa firenena dia mihaketraka, ka miala amin-kovitra avy ao amin'ny fiarovany mafy.