Psalms 18:46 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Velona NY TOMPO; isaorana anie ny Vatolampiko! Hasandratra anie Andriamanitry ny famonjena ahy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ketraka ny zanaky ny hafa firenena, ialany amin-kovitra ny trano mimandany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mikoy izy ireo ka mangovitra no miala ny manda fiarovany.
Malagasy Bible 1865
Velona Jehovah; isaorana anie ny Vatolampiko; asandratra anie Andriamanitry ny famonjena ahy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Velona NY TOMPO; isaorana anie ny Vatolampiko! Hasandratra anie Andriamanitry ny famonjena ahy,
malagasy
Velona Jehovah; isaorana anie ny Vatolampiko; asandratra anie Andriamanitry ny famonjena ahy,